Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 juin 2026
Antananarivo | 00h49
 

Répondre à un commentaire

24 juin à 19:32 | rakotobe (#7825)

Hafatra avy amin’ i Lemizo , dia mba tandremo kely tena kopy be baina .

" Ity ilay efa arako hatramin’ny voalohany hoe Stratégie efa maty paika ireny Bus natao nigrevy ireny.

Raha Hazavaina tsotra dia hoe tetika maty paika ireny ka ny lehibe rehetra efa complice, ka manome baiko hoe mi-grevy isika. Dia aveo mody milaza hoe tsy manaiky grevy io izahay fa mijery marimaritra iraisana.

Zavatra noforonina mihitsy ireny fa kosa ireo sofera sy réservera tena tsy nahalala fa tena nitolona t@ marary azy ireo. Fa jeu d’échec ilay izy ho an’izay maharaka. 

Ny tanjona dia afahana mamoaka sy mampiasa ireto Bus foton ireto satria ilaina amin’ny 26 Juin hitaterana olona. Ka tsy fantatra intsony ny olona karamaina sy tena mandeha Bus tsotra. 

 Izany hoe Stratégie natao hamenoana olona ao @ Kianjan’ny Mahamasina @ 26 Juin ireny. Ka ho tonga maro ny olona satria hiasa fona ireo bus ireo.
Mety hisy mihitsy aza fanambarana ho avy hoe hiasa mandra-maraina ireo Bus ireo @ 26 Juin. 

Amin’izay Feno Mahamasina fa matahotra ny tsy hahazo olona ka ho hafabaraka tahaka ilay Antsam-piderana tao @ Palais de sport farany teo.

Satria nivoaka ny Fanambarana fa :

"Hitohy hatramin’ny 26 jona ny fitanterana Foton ka hitombo ireo fitanterana hiasa hitondra ny vahoaka".

Kopy nareo.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}