Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 9 décembre 2025
Antananarivo | 13h40
 

Répondre à un commentaire

9 décembre à 11:06 | Vohitra (#7654)

Aleo atao mazava ny resaka :

Tsy mety mihintsy ary tsy azo ekena ny mpiasampanjakana nanao kolikoly ka milaza foana hatrany fa nandray baiko avy any ambony teo amin’ny fanatanterahana ny asa ratsy natao.

Tsy mety intsony koa hoe tsy misy sazy famaizana ho an’ireo nahavanon-doza, indrindra moa fa hoe mpiasampanjakana sy olomboafidy tsy valahara tsy vanona.

Fivarotana sy famadihana ny Tanindrazana izao tranga izao.

Mila fepetra hentitra ny vahoaka fa tsy atao ho vita vita fotsiny akory ny raharaha

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}